Entry | 1 tery saina |
Elementary words | 2 tery, saina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1] |
Antonyms | 5 malalatsaina |
Anagrams | 6 asetrinay, itseranay, saretinay, setrainay, tery saina, tsieranai |
Updated on 2023/05/25 |